Ireto no Boky efa nivoaka :
1. TENY ROA
2. NOSY MAMIKO
3. NY RANOMASOKO
4. FIAINANA
5. DIAVOLANA
6. IARIVO
7. RAOZY
8. TSETSATSETSA
9. MALAGASY ISIKA
10. AUTOMNE
11. NY TANINDRAZAKO
12. DATY TSY AZO HADINOINA
13. BETSIMIHILANA I
14. BETSIMIHILANA II
Ambadiky ny andry
mateza aok’izany,
matetika niandry
sy reraka ihany.
Fredy JAOFERA















